Teny iditra manaloha (aloha)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandefa na mampandeha aloha: Efa nana [...]
¶ Manao aloha: Nanaloha ny variny noho [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manaloha
nanaloha
hanaloha
manaloha

Teny iditra manalohà (aloha)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaloha [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20