Teny iditra manaloka (aloka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manome aloka, miaro amin' ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey misy manaloka anao eo amin' ny misy anao eo
¶ Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany
¶ Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniny fa natahorany hanaloka azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to cast a shadow; to cover so as to afford shelter; to obscure from the light. [Richardson 1885]
   to cast a shadow on ; to protect [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   ombrager; obscurcir ; abriter [Hallanger 1974]
Endriteny  
manaloka
nanaloka
hanaloka
manalofa

Teny iditra manaloka
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] manonofy ny olo-maty [Rakotosaona 1972]

2012/06/21