Teny iditra | manalona (alona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To swell as the sea, to rise in billows. See safotra [1.2] | ||||||
To rise in waves [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | être houleux [1.8] | ||||||
Ohatra | Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana!
[2.499] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | manalona, manolana, namolana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |