Teny iditra manamaika (maika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampanao (zavatra) olona haingana, mandodona: Tsy fanao ny manamaika olona toy izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manamaika
nanamaika
hanamaika
manameha

2013/03/19