Teny iditra manamaimbo (maimbo (aimbo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna
¶ Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to cause to stink. [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay rendre puant. [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
manamaimbo
nanamaimbo
hanamaimbo
manamaimboa
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31