Teny iditra manamaina (maina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba
Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To dry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faire sécher, dessécher [1.8]
Ohatra 
1Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina. [2.508]
2Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamaina
Ny lasa : nanamaina
Ny hoavy : hanamaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20