Teny iditra manamainty (mainty (inty))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho mainty: Manamainty ny valindrihana ny molaly
¶ Mandoko mainty: Mahay manamainty lamba Ravao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to blacken [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay noircir [Abinal 1888, Malzac: Grammaire, Hallanger 1974]
 teindre en noir, rendre noir ou plus noir [Abinal 1888]
Endriteny 
manamainty
nanamainty
hanamainty
manamaintisa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1mahay manamainty lamba io vehivavy io (cette femme sait teindre les étoffes en noir) [Abinal 1888, takila 419]
2manamainty ny volondoha iy lapomady ity (cette pommade noircit les cheveux) [Abinal 1888, takila 419]
3iza no nanamainty ny rindrina ? (qui a noircit le mur ?) [Abinal 1888, takila 419]

2015/03/29