Teny iditra | manamainty molaly ny tany | |
Singan-teny | mainty molaly ; manamainty ; molaly ; tany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahabe ny vokatry ny tany, milofo amin' ny fambolena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To develop a country's resources [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Développer le pays et ses ressources [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |