Teny iditra manamaitso (maitso (itso))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho maitso
¶ Mandoko maitso [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to make green, to color green [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay rendre vert, teindre ou peindre en vert: Nanamaitso ny varavaran-keliny rehetra izy [Abinal 1888]
 rendre vert, colorer en vert [Hallanger 1974]
Endriteny 
manamaitso
nanamaitso
hanamaitso
manamaitsoa

Teny iditra manamaitso (maitso (itso))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana frantsay rajeunir [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31