Teny iditra manamaivana (maivana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho maivana: Manamaivana entana ~ Manamaivana alahelo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make lighter in weight; to make light of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay alléger, soulager; faire peu de cas de [Hallanger 1974]
Endriteny 
manamaivana
nanamaivana
hanamaivana
manamaina

Teny iditra manamaina (maivana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamaivana [firaketana]

2013/03/19