Teny iditra manamaivoka (maivoka (aivoka))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitoto vary manala ny ampombo mahery [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   piler le riz une première fois [Abinal 1888]
Voambolana  
Ny bikany  
manamaivoka
nanamaivoka
hanamaivoka

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/19