Teny iditra manamamo (mamo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahatonga tofoka, hahatonga mamo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make drunk, to make disgusted [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rendre ivre; dégoûter [Hallanger 1974]
Endriteny 
manamamo
nanamamo
hanamamo
manamamoa

2011/10/30