Teny iditra manamandina (mandina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho mandina, manao izay hahamandina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay polir, donner du lustre, rendre lisse [Abinal 1888]
Endriteny 
manamandina
nanamandina
hanamandina
manamandìna

Teny iditra manamandìna (mandina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamandina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/19