Teny iditra manamanitra (hanitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahamanitra, hahatsara fofona: Manamanitra ny rivotra ny voninkazo. / Mahandro vary ho masaka tsara [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manamanitra
nanamanitra
hanamanitra
manamanira

2010/05/14