Teny iditra manamasaka (masaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cook till well done; to ripen fruit; to prepare a project or proposal [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire bien cuire; faire mûrir des fruits; préparer un projet [Hallanger 1974]
Endriteny 
manamasaka
nanamasaka
hanamasaka
manamasaha

2012/06/21