Teny iditra manambady (vady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manana vady: Olona efa manambady iny ka aza antenaina intsony
Maka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any Iarivo Ibozivao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To marry; to live in a married state [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Etre marié ; épouser: Mahagaga raha manambady mbola kely toy izany sahady izy (Il est étonnant qu'il soit déjà marié, alors qu' il est si petit) ~ Manambady zazavavy tsara fanany izy (Il a épousé une jeune fille vertueuse) [1.3]
 Se marier; prendre ou avoir un époux, une épouse [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manambady
Ny lasa : nanambady
Ny hoavy : hanambady
Filaza mandidy : manambadia
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31