Teny iditra manambahamba (hambahamba (hamba))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny voronkely manainga (elatra) toa mitsapa hery alohan' ny hanidinany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hesitate to depart, to be in doubt, to flutter about, as fledglings afraid to fly [Richardson 1885]
Famaritana frantsay essayer en hésitant, faire ou dire avec hésitation [Abinal 1888]
Endriteny 
manambahamba
nanambahamba
hanambahamba
manambahambà

Teny iditra manambahambà (hambahamba (hamba))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambahamba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/19