Teny iditra manambana (ambana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [ mañambaña ] manambana [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   Manao fihetsehana mody mamely, mandrahon [...]
¶ Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   menacer, frapper, atteindre [Abinal 1888]
Ohatra   Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo. [SeFaFi ]
fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. [Baiboly: 19:014:004/Estera 14:4..]
Ny bikany  
manambana
nanambana
hanambana
manamna

Teny iditra manamna (ambana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambana [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2014/07/03