Teny iditra manambany (ambany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao ho tsinontsinona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To speak lightly of [1.2, 1.7]
 To consider lightly of one's self or others. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Rabaisser, déprécier [1.8]
Ohatra 
1Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471]
2Mora ny mahita fanazavana mitsikafona sy manambany mikasika ny fanaon' ny mahantra. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manambany
Ny lasa : nanambany
Ny hoavy : hanambany
Filaza mandidy : manambania
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20