Teny iditra manambara (ambara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
¶ Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
¶ Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to reveal, to disclose [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 to tell, to announce [Richardson 1885]
Famaritana frantsay révéler; annoncer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 dire, manifester [Abinal 1888]
Endriteny 
manambara
nanambara
hanambara
manambarà
Teny nalaina 

Teny iditra manamba (ambara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambara [fitanisana]

Teny iditra manambara (tambatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambatra [fitanisana]
Teny mitovy hevitra manatambara

2014/01/25