Teny iditra manambatra (tambatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakambana, mampiray: Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin' ny efitra iray
¶ Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra itỳ zaza itỳ
¶ Mampitohy: Nanambatra hazo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mettre ensemble, unir, joindre, additionner [Abinal 1888]
Famaritana frantsay faire la somme, additionner [SLP 1986]
Endriteny 
manambatra
nanambatra
hanambatra
manambara
Teny mitovy hevitra manatambatra
Teny nalaina 

2014/01/25