Teny iditra manambina (tambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy tambiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet [Abinal 1888]
Endriteny 
manambina
nanambina
hanambina
manamna
Teny mitovy hevitra manatambina

Teny iditra manambina (ambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka
¶ Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes. [Richardson 1885]
 to make prosperous, to favor [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay favoriser, avoir sous sa protection, rendre prospère [Abinal 1888]
 rendre prospère, favoriser [Hallanger 1974]
Endriteny 
manambina
nanambina
hanambina
manamna

Teny iditra manamna (tambina, ambina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambina [fitanisana]

2012/04/07