Teny iditra manambitamby (tambitamby (tamby))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manafosafo na manehatehaka malefaka amim [...]
¶ Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatr [...]
Mitovy hevitra: mamalifaly ~ manafosafo ~ mandrotsirotsy ~ manehatehaka ~ manejokejo ~ manojikojy ~ manolikoly ~ mihontihonty ~ misafosafo ~ mitsontsona [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to coax, to cajole [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   caresser, allécher, flatter, cajoler, consoler: Nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait) [Abinal 1888]
   cajoler, allécher [Hallanger 1974]
Ohatra   Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 56]
Ny bikany  
manambitamby
nanambitamby
hanambitamby
manambitambaza
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/08