Teny iditra manamboatra (voatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao, manome endrika: Manamboatra trano
¶ Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro
¶ Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to arrange, to prepare; to repair [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   arranger: préparer; réparer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manamboatra
nanamboatra
hanamboatra
Fitovian-keviteny   mamboatra

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14