Teny iditra manamboho (voho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] miamboho, manome lamosina [Rakotosaona 1972]
 Mampitodika amin' ny lafy ratsiny: Manamboho sary
¶ Manodina ny lamosina hanatrika ny ...: Manamboho varavarana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manamboho
nanamboho
hanamboho
manambohoa
Teny nalaina 

2010/05/14