Teny iditra manambolo (ambolo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamantatra zavatra iray amin' ny fofona, maka fofona: Mahay manambolo sokina ve io alikanao io? [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manambolo
nanambolo
hanambolo
manamboloa
Teny nalaina  

Teny iditra Manambolo (anana, volo)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   manana, volo
Sary  

Teny iditra Manambolo (anana, volo)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy   Ony. 240 km. [3.1]
Dikanteny frantsay   Fleuve du versant ouest, formé par la confluence de l'Ampasindava et de la Kotay au sud du mont Betavo (1.432 m.), traverse les sous-préfectures de Tsiroanomandidy, d'Ankavandra et d'Antsalova, et se jette dans la mer par un delta dans le canal de Mozambique. Il reçoit sur sa rive droite la Tsiahiraka, la Sahagoma, la Besaly, la Bepoaka, la Bebao, la Manambolomaty, la Berano, la Menonja et l'Antarihy, sur sa rive gauche l'Andriakely, la Bemandry, la Kiranobe, l'Androtra, l'Andranomavobe, l'Itondry, la Bepiha et la Mahilambo. En traversant le plateau du Bemaraha, il forme de pittoresques gorges. [Rajemisa 1966]
Voambolana  
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/28