Teny iditra manambotra (sambotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mandray amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]
   Manenjika (biby na vorona), misambotra [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] misambotra [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
manambotra
nanambotra
hanambotra
manambora

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14