Teny iditra manamka (ambàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka
Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany
Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent. [1.2]
 To defraud, to deceive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant) [1.3]
 Tromper [1.8]
Ohatra 
1Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588]
2Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty. [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamka
Ny lasa : nanamka
Ny hoavy : hanamka
Filaza mandidy : manamba
Ohabolana 

Teny iditra manàmbaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Manavaka [1.78]

Teny iditra manambaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Fomba fitolon'omby [1.78]

Teny iditra manamba (amka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamka [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20