Teny iditra manameloka (meloka (heloka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hampiforitra mamokoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rendre courbe, sinueux [1.3]
Ohabolana 

Teny iditra manameloka (meloka (heloka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To condemn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Condamner [1.3, 1.107, 1.8]
Ohatra 
1Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany. [2.296]
2ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manameloka
Ny lasa : nanameloka
Ny hoavy : hanameloka
Filaza mandidy : manameloha

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23