Teny iditra | mañamokamoka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mamosibosika: Izao ny ela nihinanan-dronono i naho mañamokamoka ko fotsy volombava (Izao izy ny ela nihinanan-dronono ka mamosibosika matoa fotsy volombava) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |