Teny iditra manamonga (monga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manapa-tandroka, tanana, tongotra. [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manamonga
nanamonga
hanamonga
manamongà

Teny iditra manamongà (monga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamonga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/19