Teny iditra manamongo (mongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manorotoro, manamontsamontsana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamongo
Ny lasa : nanamongo
Ny hoavy : hanamongo
Filaza mandidy : manamongoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20