Teny iditra manamontsamontsana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mamongo ho vovoka, manorotoro [SLP 1986]
Fandikana frantsay pulvériser, écraser [SLP 1986]
Endriteny 
manamontsamontsana
nanamontsamontsana
hanamontsamontsana

Teny iditra manamontsamontsana (montsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to crush into small pieces [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay broyer en petits morceaux [Hallanger 1974]
Endriteny 
manamontsamontsana
nanamontsamontsana
hanamontsamontsana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31