Teny iditra manamora (mora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho mora: Manamora ny dia aoka izany ny fiara
¶ Mampihena vidy: Manamora ny entambarotro ny habetsahany
¶ Mampitony, mahatonga ho morainy: Nanamora azy ny fialan-tsiny nataonao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay faciliter [SLP 1986]
Endriteny 
manamora
nanamora
hanamora
manamorà

Teny iditra manamorà (mora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamora [fitanisana]

2011/10/29