Teny iditra manamotika (motika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapotika, mandrovitra madinika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamotika
Ny lasa : nanamotika
Ny hoavy : hanamotika
Filaza mandidy : manamoteha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05