Teny iditra manam-pahefana (anana, efa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay autorité, personnage officiel [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra 
1Hafahafa izany tantaran' ialahy izany, ka hangataka ora amin' ny manampahefana ambony aho. [Andraina: Mitaraina, takila 250]
2Toa tsy manampahefana amin-janany intsony Ramatoa Rasoa, niatomboka tamin' izay. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 85]
Teny nalaina 

2013/12/20