Teny iditra | manam-panahy | ||
Singan-teny | manana ; fanahy | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] [ mañampañahy ] Hendry, misy fanahy [1.78] | ||
Mahay mitondra tena. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Of upright life and conversation [1.2] | ||
Good and wise [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Bon et sage [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manam-panahy io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |