Teny iditra manampify (ampify)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manankina amy ...
Mitovy hevitra: mamokaiky ~ miampify ~ miampirina ~ miforitra ~ mitampisaka ~ mivokaiky [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manampify
nanampify
hanampify
manampifia

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/19