Teny iditra |
manampoka
(tampoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana |
Fanazavàna teny anglisy | To come upon suddenly, to surprise [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Surprendre [1.3, 1.8]
|
| Arriver à l'improviste [1.3]
|
Ohatra |
1 | Fa ahoana no manampoka!
[2.356]
|
2 | Fantatra ny anton' ny bararata: tsy hahazoana manampoka azy amin' ny alina;
[2.472]
|
|
|
Teny iditra |
manampoka
(tampoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To soak, to steep [1.2]
|
| To add cold water [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ajouter de l'eau à l'eau chaude, au vin, au rhum [1.3]
|
| Ajouter de l'eau froide [1.8]
|
Ohatra | tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra;
[2.996]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manampoka |
Ny lasa : |
nanampoka |
Ny hoavy : |
hanampoka |
Filaza mandidy : |
manampoha |
|
Kamban-teny |
|
|