Teny iditra manampona (tampona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato
¶ Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy
¶ Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manampona
nanampona
hanampona
manampòna

Teny iditra manampona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manomboka [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] manomboka (raharaha) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manampòna (tampona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/19