Teny iditra manamponga (amponga)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandoka mihoa-pampana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manamponga
nanamponga
hanamponga

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14