Teny iditra |
manampontsampona
(sampontsampona (sampona))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manakana, manao izay tsy hahatanteraka: Esory daholo izay manampontsampona ny fahatongavanao amin' ny fivoriana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To hinder, to prevent [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Empêcher [1.8]
|
Ohatra |
1 | Manampontsampona ahy ianao!
[2.270]
|
2 | Fa raha mba aty amin' ny lafin-kavan-dRamatoa kosa no mba misy raharaha mihetsika, lazaina fa mahavery rariny, tsy misy hanaovan-javatra, «sikidy mila voatsiary ka mampandihy ny marary», «manampontsampona tahaka ny fatiri' antitra", lanjam-bola;
[2.346]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manampontsampona |
Ny lasa : |
nanampontsampona |
Ny hoavy : |
hanampontsampona |
Filaza mandidy : |
manampontsampòna |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
manampontsampòna
(sampontsampona (sampona))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampontsampona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|