Teny iditra manamy (namy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra akanjo fenti-mihaingo, mihaingo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wear an official dress [Richardson 1885]
Endriteny 
manamy
nanamy
hanamy
manamia

Teny iditra manamy (tamy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao amboletra miditra ao an-trano amin' ny fihadiana vody rindrina, famakiana varavarana [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] mandrava, mandroba, maka ankeriny [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] to attack (a town, etc.), to penetrate into a town [Richardson 1885]
 to dig through; to break into a house [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay attaquer une maison, un village, y entrer par la violence, en perçant les murs, en brisant les portes [Abinal 1888]
 entrer dans une maison en perçant le mur; entrer en brisant une porte ou une fenêtre [Hallanger 1974]
Endriteny 
manamy
nanamy
hanamy
manamia
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manamy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mihanika [Rakotosaona 1972]

2014/08/11