Teny iditra manana (anana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to have, to possess [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   to own [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   avoir, posséder [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra   Manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) [Abinal 1888]
Manan-tsaina (Il a de l'intelligence) [Abinal 1888]
fa manana tapaka tokoa aho ary mana-namana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. [Callet: Tantara, takila 437]
Ny bikany  
manana
manan-
manam-
mana-
nanana
nanan-
nanam-
nana-
hanana
hanan-
hanam-
hana-
mana
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny manana itý (5)
Ambohimanambola
  Manambato
  Manambolo
  Mananjara
  Manantantely
 

Teny iditra manàna (anana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana [firaketana]

Teny iditra manana (hana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Maka na misambo-bola misy zanany [Rajemisa 1985]

Teny iditra mañaña
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   diso fanantenana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañana
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy   hagagana
¶ gaga [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   gaga [Antambahoaka, Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Manana
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara [Rajemisa 1966]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/09