Teny iditra manana alahelo
Singan-teny manana ; alahelo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manome tsiny: Manana alahelo aminao, hono, izy noho ny tsy nanatrehanao ny fanambadiany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01