Teny iditra mananasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javamaniry mamoa misy raviny matsilotsilo ary hodiny matevina marokoroko: Voankazo be ranony ny mananasy
¶ "Ilay boka mitaingin-tseza" no filaza ny mananasy amin' ny ankamantatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a pineapple [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ananas [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: ananas.
Teny nalaina 
Sary 

2012/06/15