Teny iditra mananatra (anatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay
¶ Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny
¶ Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to advise, to warn, to admonish, to rebuke, to chastise. In the provinces it means to teach. [Richardson 1885]
   to advise; to rebuke [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   conseiller [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mananatra
nananatra
hananatra
mananara
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/30