Teny iditra mananda (sanda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome sanda (fanampin-javatra mba hampitovy vidy azy amin' ny zavatra iray hafa) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananda
Ny lasa : nananda
Ny hoavy : hananda
Filaza mandidy : manan
Ohabolana 

Teny iditra manandà (sanda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mananda [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20