Teny iditra manandrana (andrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidikoaho rahampitso
¶ Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to taste, to try, to prove, to commence. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay essayer, goûter [Abinal 1888]
Haiendriteny 
manandrana
nanandrana
hanandrana
manandrama
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31