Teny iditra manandrandra (andrandra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manatraka; mampitraka ny loha
¶ Manantena: Manandrandra ny fahombiaza [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to erect the head; to cause one to look upright; to expect something. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manandrandra
nanandrandra
hanandrandra
manandrandrà

Teny iditra manandrandrà (andrandra)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandrandra [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/03/28